# Inona no fanontaniana napetrak'ireo mpisorona be an'i Jesosy momban'ny hoe iza i Jesosy? Nanontany an'i Jesosy ireo mpisorona be raha izy no Kristy, Zanak'Ilay Voatahy. # Inona no valin-tenin'i Jesosy tamin'ny fanontanian'ireo mpisorona be? Namaly i Jesosy fa izy ilay Kristy, ilay Zanak'Ilay Voatahy