# Inona no nataon'ilay vehivavy an'i Jesosy tao an-tranon'i Simona boka? Novakian'ilay vehivavy ny tavoara ary nararany teo amin'ny lohan'i Jesosy. # Tezitra nohon'ny inona ny sasany tamin'ireo vehivavy? Tezitra tamin'ilay vehivavy nohon'ny tsy fivarotany ny menaka manitra sy nanomezany ny vola ho an'ny mahantra ireo vehivavy sasany.