# Ao an-tempoly, inona no tian'ireo mpisorona be, ireo mpanora-dalàna, sy ireo loholona ho fantatra avy amin'i Jesosy? Tian'izy ireo ho fantatra hoe fahefana avy aiza no hanaovany ireny zavatra ireny.