# Inona no nolazain'i Jesosy fa hiaretan'i Jakoba sy Jaona? Jesosy nilaza fa Jakoba sy Jaona dia hiaritra ny kapoaka izay hisotroany, ary ny batisa izay hanaovan'i Jesosy batisa. # Nanatanteraka ny fangatahan'i Jakoba sy Jaona ve Jesosy? Tsia, Jesosy nilaza fa ny fipetrahana eo an-kavanany sy an-kaviany dia tsy Izy no manome izany.