# Amin'ny lalana aiza no nandehanan'i Jesosy sy ireo mpianany? Nandeha tamin'ny lalana makany Jerosalema i Jesosy sy ireo mpianany. # Inona no nolazain'i Jesosy tamin'ireo mpianany fa hiseho azy any Jerosalema? Nilaza tamin'ireo mpianany ireo i Jesosy fa ho helohina ho faty Izy, ary afaka telo andro dia hitsangana amin'ny maty izy.