# Inona ireo zavatra roa nataon'i Jesosy tamin'ilay lehilahy jamba mba hampahita azy indray? Voalohany dia nororan'i Jesosy ny masony ary nametraka ny tanany teo aminy Izy avy eo.