# Firy ireo mofo izay hanan'ireo mpanompo? Manana mofo fito ireo mpanompo. # Inona no nataon'i Jesosy tamin'ny mofon'ireo mpanompo? Nanome fisaorana i Jesosy, niazarazara ny mofo, ary nanome izany tamin'ireo mpanompony mba hozaraina.