# Amin'ny fomba ahoana no nahatongavan'i Jesosy tany amin'ireo mpanompo teo amin'ny farihy? Nandeha teny ambonin'ny farihy i Jesosy nanatona ireo mpanompony. # Inona no nolazain'i Jesosy rehefa nahita azy ireo izy? Nilaza ireo mpanompo i Jesosy mba hanana herim-po ary tsy hatahotra.