# Inona no nolazain'i Jaona mpanao Batisa fa tsy ara-dalàna nataon'i Heroda? Nilaza tamin'ny Heroda i Jaona fa tsy ara-dalàna ho an'i Heroda ny manambady ny vadin-drahalahany. # Ahoana ny fihetsik'i Heroda rehefa nandre izy fa nitory i Jaona? Nanahirana ny sain'i Heroda ny nandre an'i Jaona nitory, fa mbola nihaino azy tamim-pifaliana hatrany izy.