# Inona nataon'i Jesosy tamin'izany fotoana izany tao anaty sambo? Natory i Jesosy. # Inona no fanontaniana napetrak'ireo mpanompo an'i Jesosy? Nanontany an'i Jesosy ireo mpanompo raha tsy mampaninona Azy hoe ho faty eo izy ireo. # Inona izany no nataon'i Jesosy? Niteny mafy tamin'ny rivotra i Jesosy ary nampitony ny ranomasina.