# Maneho inona ny voa voafafy teo amin'ny tsilo? Izany dia maneho an'ireo izay mandre ny teny, kanefa ny fanahian'izao tontolo izao dia mangeja ny teny. # Maneho inona ny voa nafafy tamin'ny tany tsara? Izany dia maneho an'ireo izay mandre ny teny, mandray izany, ary mamoa vokatra.