# Iza no nitondra an'i Jesosy tany an-efitra? Ny Fanahy no nitondran'i Jesosy tany an- efitra. # Naharitra hafiriana i Jesosy no tany an-efitra, ary inona no nitranga taminy tany? Tany an'efitra i Jesosy nandritra ny efa-polo andro, ary nalain'i Satana fanahy.