# Tonga hitory inona i Jaona? Hanao batisan'ny fibebahana ho an'ny famelan-keloka ny fahotana no nahatongavan'i Jaona. # Inona no nataon'ireo olona rehefa nataon'i Jaona batisa izy ireo? Niaiky ny fahotan'izy ireo ny olona rehefa nataon'i Jaona batisa. # Inona no nohanin'i Jaona? Valala sy tantely remby no nohanin'i Jaona