# Ahoana ny fomba nagatahan'i Mika an'i Yaveh mba hiandrasana ny vahoakany? Nangataka tamin'i Yaveh i Mika mba hiandry ny vahoakany amin'ny tsora-kazony. # Inona no ho asehon'i Yaveh amin'ny vahoakany? Haneho fahagagana amin'izy ireo Yaveh.