# Inona no fahefana nambaran'i Jesosy fa efa nomena Azy? Nambaran'i Jesosy fa nomena Azy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany. # Inona no nodidian'i Jesosy hataon'ireo mpianatra? Nandidy ireo mpianatra mba handeha ka hanao mpianatra, ary hanao batisa azy ireo Jesosy. # Amin'ny anaran'iza no nasain'i Jesosy nanaovan'ireo mpianatra batisa? Nasain'i Jesosy nanao batisa amin'ny anaran'ny Ray, sy ny Zanaka, ary ny Fanahy Masina ireo mpianatra.