# Inona no famantarana nomen'i Jodasy tamin'ireo vahoaka mba hampahafantarana fa Jesosy ilay iray izay tokony ho samborina? Nanoroka an'i Jesosy i Jodasy mba ho famantarana ho an'ny vahoaka fa Jesosy ilay iray izay tokony ho samborina.