# Inona no hataon'ireo foko eo amin'izao tontolo izao rehefa hitan'izy ireo tonga amin'ny hery sy voninahitra lehibe ny Zanak'Olona? Hiteha-tratra ireo foko eto an-tany. # Inona no feo ho re amin'ny fotoana handefasan'ny Zanak'Olona ireo anjeliny mba hanangona ireo voafidy? Hisy feon-trompetra mafy ho re rehefa manangona ireo voafidy ny anjely.