# Inona no nataon'ireo razan'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo tamin'ireo mpaminanin'Andriamanitra? Novonoin'ireo razan'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ireo mpaminanin'Andriamanitra.