# Inona no tena noresahan'i Jesosy rehefa nilaza tamin'ireo mpianany mba hitandrina Izy? Ny fampianaran'ireo Fariseo sy ny Sadoseo no nasain'i Jesosy notandreman'ireo mpianatra.