# Nataon'i Jesosy inona ireo mofo sy hazandrano? Nalain'i Jesosy ireo mofo sy hazandrano, nisaorany, notapahiny ireo mofo ary natolony tamin'ireo mpianany. # Toy ny ahoana ny haben'ny ambin-tsakafo rehefa avy nihinana ny rehetra? Nisy ambin-tsakafo fito sobika nitafotafo rehefa avy nihinana ny rehetra. # Olona firy no nihinana sy vokin'ireo mofo sy hazandrano? Efatra arivo lahy, niampy ny vehivavy sy ny ankizy no nihinana ka voky.