# Inona no nasin'i Jesosy nataon'i Petera? Nasain'i Jesosy nanatona ary nandeha teo ambony rano Petera. # Nahoana Petera no nanomboka nilentika tao anaty rano? Nanomboka nilentika tao anaty rano Petera satria natahotra.