# Nataon'i Jesosy inona ireo mofo dimy sy hazandrano roa nentin'ireo mpianatra teo Aminy? Niandrandra ny lanitra Jesosy, nisaotra sy nanapaka ireo mofo ary nanolotra izany tamin'ireo mpianatra mba homena ny vahoaka. # Olona firy no nihinana, ary toy ny ahoana ny haben'ny ambin-tsakafo? Dimy arivo lahy teo ho eo niampy ireo vehivavy sy ny ankizy no nihianana, ary nisy ambiny roa ambin'ny folo sobika.