# Inona no hanjo ireo izay manota amin'ny fara-andro? Amin'ny fara-andro, ireo izay manota dia hatsipy any amin'ny farihy mirehitra afo. # Inona no hanjo ireo izay marina amin'ny fara-andro? Amin'ny fara-andro, ireo marina dia hamiratra toy ny masoandro.