# Nidera ny Ray i Jesosy nohon'ny nanafenany ny fanjakan'ny lanitra tamin'iza? Nidera ny Ray i Jesosy nohon'ny nanafenany ny fanjakan'ny lanitra tamin'ny hendry sy ny mahalala. # Nidera ny Ray i Jesosy nohon'ny nampisehoany ny fanjakan'ny lanitra tamin'iza? Nidera ny Ray i Jesosy nohon'ny nampisehoany ny fanjakan'ny lanitra tamin'ireo izay tsy mahalala, tahaka ny ankizy kely. # Iza no nambaran'i Jesosy fa mahalala ny Ray? Nambaran'i Jesosy fa Izy no mahalala ny Ray, sy izay rehetra iriany hampisehoana Azy.