# Nahoana Jesosy no nangoraka an'ireo vahoaka? Nangoraka an'ireo vahoaka Jesosy satria niahiahy sady very hevitra izy ireo, ary tahaka ny ondry tsy nisy mpiahy.