# Rehefa avy nanasitrana ilay lehilahy moana Jesosy, dia inona no fiampangana nataon'ireo Fariseo nanohitra Azy? Nampangain'ireo Fariseo ho namoaka demonia tamin'ny alalan'ny mpanapaky ny demonia i Jesosy.