# Inona no nitranga taorian'ny nananganan'i Jesosy ilay zazavavy tamin'ny maty? Niely nanerana ny faritra rehetra ny vaovao momban'ny nananganan'i Jesosy ilay zazavavy tamin'ny maty.