# Iza no tahaka ilay lehilahy adala tao amin'ny fanoharan'i Jesosy momba ireo trano anankiroa? Izay mandre ny tenin'i Jesosy ka tsy mankatoa izany dia tahaka ilay lehilahy adala.