# Iza no tahaka ilay lehilahy hendry tao amin'ny fanoharan'i Jesosy momba ireo trano anankiroa? Izay mandre ny tenin'i Jesosy ka mankatoa izany dia tahaka ilay lehilahy hendry.