# Inona aloha no tokony hataontsika vao hahita mazava ka hanampy ny rahalahintsika? Tsy maintsy mitsara ny tenantsika aloha isika ary manala ny vata-kazo eo amin'ny masontsika, izay vao afaka manampy ny rahalahintsika.