# Aiza no tokony hitehirizantsika harena, ary nahoana? Tokony any an-danitra no hitehirizantsika harena, satria tsy afaka ny ho potika na ho voaroba izany any.