# Ahoana no tokony hifadiantsika hanina mba handraisantsika valim-pitia avy amin'ny Ray? Tsy tokony hisehoseho amin'ny olona isika rehefa mifady, dia hamaly fitia antsika ny Ray avy eo.