# Inona no nampianarin'i Jesosy fa tokony hataontsika amin'ireo fahavalo izay manjenjika antsika? Nampianarin'i Jesosy fa isika dia tokony hitia sy hivavaka ho an'ireo fahavalontsika sy ireo izay manenjika antsika.