# Inona no nampianarin'i Jesosy fa tokony hataontsika raha manana alahelo amintsika ny rahalahintsika? Nampianarin'i Jeosy fa tokony handeha ary hihavana amin'ny rahalahintsika isika raha manana alahelo amintsika izy.