# Inona no nanjo an'i Maria talohan'ny niarahany tamin'i Josefa? Nitoe-jaza tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina i Maria talohan'ny niarahany tamin'i Josefa. # Lehilahy tahaka ny ahoana Josefa. Lehilahy marina Josefa. # Inona no nataon'i Josefa rehefa fantany fa nitoe-jaza Maria? Nanapa-kevitra ny hanafoana mangingina ny fifanekeny taminy Josefa.