# Fony mbola velona Jesosy, dia inona no nantenain'ireo mpianatra ho atao? Nanantena izy ireo fa hanafaka an'Israely amin'ny fahavalon'izy ireo Izy.