# Tranga mahatsiravina inona no nolazain'i Jesosy hoe hiseho mialoha ny farany? Hisy ady mahatsiravina, horohoron-tany, mosary, areti-mandringana, ary famantarana lehibe avy eny amin'ny lanitra.