# Inona no nataon'ireo mpamboly voaloboka rehefa ny zanaka no nankany amin'ny tanim-boaloboka? Noroahin'izy ireo Izy hiala amin'ny tanim-boaloboka ary novonoin'izy ireo. # Inona no ho ataon'ilay tompo amin'ireo mpamboly voaloboka? Hamotika ireo mpamboly voaloboka ireo izy ary hanome ny tanim-boaloboka an'ny hafa.