# Raha mamaly izy ireo, "avy any an-danitra," dia inona no noeritreretin'ireo loholona Jiosy ho lazain'i Jesosy azy ireo? Nihevitra ireo loholona Jiosy fa Jesosy dia hilaza hoe: "Koa nahoana ary ianareo no tsy mino?" # Raha mamaly hoe: "avy amin'ny olona," dia inona no neverin'izy ireo ho ataon'ny olona amin'izy ireo? Nihevitra izy ireo fa hitora-bato azy ireo ny olona.