# Inona no nampanantenain'i Jesosy ireo izay namela ny zavatry ny tany noho ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra? Jesosy nampanantena azy ireo mihoatra kokoa noho izay ety an-tany, ary fiainana mandrakizay any amin'ny fiainana ho avy.