# Inona no vavak'ilay mpanangona hetra tamin'Andriamanitra tao an-tempoly? Nivavaka izy hoe: "Ry Andriamanitra, mamindra fo amiko, izaho mpanota." # Iza ilay lehilahy niverina tany an-tranony voamarina teo anatrehan'Andriamanitra? Ilay mpanangona hetra no voamarina teo anatrehan'Andriamanitra.