# Rehefa hiseho indray Jesosy, dia ho tahaka ny inona izany andro izany araka ny filazany? Ho tahaka ny tsela-pahazavana avy amin'ny ilan'ny lanitra mankeny amin'ny hafa izany.