# Iza no nifanena tamin'i Jesosy rehefa niditra ny tanana tao amin'ny sisin-tanin'i Samaria sy Galilia izy? Nifanena tamin'ireo boka folo izy. # Inona no nolazain'izy ireo tamin'i Jesosy? Hoy izy ireo hoe: "Jesosy, Tompo, mamindra fo aminay."