# Inona no navalin'ilay lehilahy mpanan-karena tamin'ny fihetsik'ilay mpitantana ny volany? Nidera ilay mpitantany izy satria niasa tamin-kafetsena izy. # Inona no nasain'i Jesosy nataon'ireo hafa miainga avy amin'io tantara io? Hoy izy: "Ataovy namanareo ny ny haren'izao tontolo izao, ka rehefa lasa izany, dia mety hampandroso anareo ao amin'ny fonenana mandrakizay izy ireo."