# Inona no fihetsik'ilay lahimatoa rehefa nolazaina momba ilay lanonana ho an'ilay faralahy izy? Tezitra izy ary tsy niditra tao amin'ilay lanonana. # Inona no nitarainan'ilay lahimatoa tamin'ilay rainy? Nitaraina ilay lahimatoa fa izy dia nanaraka ny fitsipiky ny rainy, kanefa tsy nahazo zanak'ondry mba hanaovana lanonana miaraka amin'ny namany mihitsy.