# Rehefa nanomboka tonga saina izy, dia inona no fanapahan-kevitra noraisiny? Nanapa-kevitra handeha sy hiaiky ny fahotany amin'ny rainy izy, ary hangataka mba ho karamaina toy ny iray amin'ireo mpanompo.