# Rehefa nahita Azy nandroaka ireo demonia izy ireo, dia nampangain'izy ireo ho nanao inona Jesosy? Niampanga Azy tamin'ny fandroahana demonia amin'ny alalan'i Belzeboba, ilay mpanapaka ny demonia izy ireo.