# Rehefa avy nilaza ilay fanoharana, dia inona no nasain'i Jesosy nankaiza ilay mpampianatra ny lalàna Jiosy ary nasainy nanao inona? Mandehana ary mampisehoa famindram-po toa ilay Samaritana ao amin'ny fanoharana.