# Hoy Jesosy hoe ankasitrahan'ny Ray tsara ny manambara ny fanjakan'Andriamanitra amin'iza? Ankasitrahan'ny Ray tsara ny manambara ny fanjakan'Andriamanitra amin'ireo izay tsy mahalala, tahaka ny zaza.