# Inona no nolazain'ireo mpianatra rehefa nampitony ny rivotra sy ny rano Jesosy? Hoy izy ireo hoe: "Fa iza Izy ka eny fa na dia ny rivotra sy ny rano aza baikony, ka mankato Azy?"